plt_tn/jer/29/27.md

500 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no mamarana ny taratasin'i Semaia izay nalefany tany amin'ny olona tany Jerosalema.

Nahoana ianareo no tsy niteny mafy an'i Jeremia ny amin'i Anatota, izay manao ny tenany ho mpaminany manohitra anareo?

DH: "tokony niteny mafy an'i Jeremia avy any Anatota ianareo, izay nanao ny tenany ho mpaminany hiteny anareo."

Manamboara trano ary mitoera ao amin'ireo. Mambole zaridaina ary hano ny voan'ireo

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 29:4.