plt_tn/jer/28/01.md

536 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitaraina hiresaka amin'Andriamanitra i Hanania.

tamin'ny taona fahefatra sy fahadimin'ny volana

Io dia fahadimin'ny volana amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny vanim-potoana maina. Mandritra ny tapany farany amin'ny volana Jolay sy ny fiandohan'ny volana Aogositra amin'ny tetiandro tandrefana. DH: "tamin'ny fahadimin'ny volona tamin'ny taona fahefatrany"

Efa novakiako ny zioga izay napetraky ny mpanjakan'i Babylona

DH: "Nanatsahatra ny fitondran'ny mpanjakan'i Babylona"