plt_tn/jer/27/08.md

331 B

tsy mametraka ny hatony ao ambanin'ny ziogan'ny mpanjaka

Ireo izay tsy nianiana hankatoa an'i Nebokadnezara mpanjaka ary tsy mandoa hetra tamin'ny mpanjaka.

amin'ny alalan'ny tanany

Io andian-teny io dia manondro an'i Nebokadnezara sy ireo tafiny.

izany no fanambaran'i Yaveh

DH: "izany no nolazain'i Yaveh fa hitranga"