plt_tn/jer/26/20.md

259 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nisy mpaminany faharoa, i Oria, nanamafy ny tenin'i Jeremia.

tamin'ny anaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 26:16.

manam-pahefany ny teniny

DH: "manam-pahefany nihaino izay nolazain'i Oria"