plt_tn/jer/26/07.md

683 B

tranon'i Yavenisambotra azy ireo mpisorona, ireo mpaminany, sy ny olona rehetra ka nanao hoe :"tena ho faty ianao!

Ireto avy no mety ho heviny 1) Nisafidy ny hino ilay laingan'ny fiadanana tsy tena izy ny olona ary tsy te hiatrika ny marina 2) Nino ireo mpaminany hafa nanambara fiadanana ny olona ary nandray an'i Jeremia ho mpaminany sandoka izay tokony ho toraham-bato amin'ny fitarihana ny olona amin'ny lalan-diso.

Nahoana ianao no naminany tamin'ny anaran'i Yaveh ary nilaza fa ity trano ity dia ho tonga tahaka an'i Silo ary ity tanàna ity dia ho lao, ary tsy hisy mponina?

Io dia fibedesana . DH: "tsy tokony naminany amin'ny anaran'i Yaveh hoe ho rava ny tempoliny"