plt_tn/jer/25/27.md

932 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny fahitana izay nomen'Andriamanitra an'i Jeremia mpaminany.

misotroa ary mimamoa, ary mandoava, mianjerà, ary aza mitsangana manoloana ny sabatra izay nalefako eo aminareo

Io dia mampiseho ny sazy ho avy izay tsy azo hialana sy ny maha zava-poana ny fialana amin'izany.

ilay kapoaka ho sotroina eny an-tananao

DH: "ny sazinareo"

tsy maintsy misotro izany tokoa ianareo

Io dia tsy kapoaka izay azon'ireo firenena ho lavina ny misotro azy. Ireo firenena dia tsy mahazo mandà ny fitsaran'Andriamanitra amin'ny ady sy ny loza voajanahary.

misotro izany

DH: "tsy ho saziana"

ilay tanàna izay nantsoina tamin'ny anarako

DH: "ny vahoakan'i Jerosalema"

tokony ho afaka amin'ny famaizana ve ianareo?

DH: "ianareo dia tsy maintsy ho saziana"

hiantso ny sabatra hanohitra ny mponina rehetra amin'ilay tany Aho

DH: "hanasazy ireo izay miaina eo amin'ilay tany Aho"