plt_tn/jer/25/19.md

243 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitanisa ny firenena rehetra izay ho tsaraina i Jeremia

ny olona rehetra samy hafa fiaviana

Io dia manondro ireo olona manana ray aman-dreny avy amin'ny fiaviana roa samy hafa. DH: "olona mifangaro"