16 lines
651 B
Markdown
16 lines
651 B
Markdown
# ireo mpiandry ondry izay mamotika sy manaparitaka ny ondrin'ny ahitra maitsoko
|
|
|
|
Yaveh dia manondro an'Israely toy ny ahitra maintsony, ny vahoakan'Israely toy ny ondriny ary ireo mpitrika tao Israely toy ireo mpiandry ondry.
|
|
|
|
# izany no fanambaran'i Yaveh
|
|
|
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
|
|
|
|
# Naparitakareo ireo ondriko ary noroahinareo. Tsy niraharaha azy ireo
|
|
|
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany.
|
|
|
|
# hanasazy anareo Aho nohon'ny ratsy izay nataonareo
|
|
|
|
Yaveh dia manondro ireo asa ratsy toy ny fampimdramana izay nomena ary afaka averina. DH: "hamaly faty ireo ratsy"
|