plt_tn/jer/22/22.md

392 B

Hiandry ireo mpiandry ondrinao rehetra ny rivotra

DH: "Ho esorina ireo ireo mpitarikareo"

Ianao izay monina any 'Libanona,' izay manorina akany amin' ny sedera

DH: "lapa vita amin'ny sedera avy any Libanona"

endrey hamindrana fo aminao rehefa tonga aminao ny fanaintainan'ny asa, fanaintainana izay tahaka ny an'ny vehivavy miteraka

DH: "hamindrana fo ianao noho ireo fanaintaina"