plt_tn/jer/19/01.md

265 B

lohasahan'i Ben-Hinoma

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:31.

Indro

DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"

ny sofin'ireo rehetra izay maheno izao dia hangotsokotsoka.

DH: "ho tohana ny rehetra izay mandre izany"