plt_tn/jer/18/18.md

28 lines
982 B
Markdown

# aoka isika hanao tetika hanoherana an'i Jeremia
"andao isika hanomana teti-dratsy amin'i Jeremia"
# tsy ho levona ny lalàna avy amin'ireo mpisorona, na ny toro-hevitra avy amin'ireo olon-kendry, na ireo teny avy amin'ireo mpaminany
DH : "ireo mpisorona dia hanana lalàna foana, ireo olon-kendry dia hanome toro-hevitra foana, ary ireo mpaminany dia hiteny foana"
# hanafika azy amin'ireo tenintsika
"hiteny zavatra izay handratra azy"
# Mihainoa ahy
Manomboka miresaka amin'i Yaveh i Jeremia eto.
# Moa ve ny loza avy amin'izy ireo tokoa no valisoako tamin'ny hatsaram-panahiko tamin'izy ireo?
Nametraka io fanontaniana io i Jeremia mba hanamafisana fa ny asa-soa dia sy tokony ho valina amin'ny zavatra ratsy. DH: Tsy tokony ho valin'ny soa nataoko tamin'izy ireo ny loza avy amin'izy ireo. "
# nihady lavaka
DH: "nihady lavaka hamandrihana sy hamonoana ahy"
# hampiala ny fahatezeranao amin'izy ireo
DH: "mba tsy hanasazianao azy ireo ao anatin'ny fahatezeranao"