plt_tn/jer/18/01.md

944 B

Ny teny izay tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

tranon'ny mpanefy tanimanga

ny mpanefy tanimanga dia olona izay manamboatra vilany sy zavatra hafa fampiasa andavanandro, zavatra kely vita amin'ny tanimanga. DH: "trano fiasan'ilay mpanefy tanimanga"

indro!

Ny teny "indro" dia manaitra antsika amin'ny fisian'ny olona vaovao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety manana fomba handikana izany.

mpanefy tanimanga dia niasa teo amin'ny kodiarany

Ny kodiaran'ny mpanefy tanimanga dia latabatra kely izay miodina, ny mpanefy tanimanga dia mampiasa an'izy io hanamboarana vilany. DH: "eo amin'ny latabany" na "fanamboarana vilany"

novolavolainy

"nampagalany endriny"

simba teny an-tanany

DH: "potsitra teny an-tanany"

ka niova hevitra izy

DH: "koa nisafidy zavatra hafa izy"

toa tsara teo imasony

Ny maso eto dia manondro ilay mpanefy tanimanga. DH: "tsara taminy"