plt_tn/jer/17/17.md

557 B

amin'ny andron'ny loza

DH: "amin'ny fotoanan'ny loza"

Aoka ho menatra anie ireo mpanenjika ahy

DH: "Ento eo amin'ny mpanenjika ahy ny henatra, fa aza mitondra henatra eo amiko"

Aoka izy ireo hatahotra, fa aza avela hatahotra aho

Io fehezanteny io dia mitovy ny heviny ary ilay teo aloha dia nampiasaina mba ho fanamafisana. DH: "Ataovy tena raiki-tahotra izy ireo, nefa aza ampitahorina aho"

torotoroy amin'ny anjara loza avo roa heny izy ireo

DH: "torotoroy amin'ny famotehana tanteraka izy ireo" na "ravao avo roa eny na mihoatra izy ireo"