623 B
623 B
Voaozona ny olona izay mahatoky olombelona
DH: "Hanozona ny olona izay mahatoky olombelona Aho"
anao ny nofony ho heriny izy
Eto ny teny "nofo" dia manondro ireo olona. DH: "Izy dia miantehitra amin'ny herin'ny olombelona fotsiny"
mampivily ny fony amin'i Yaveh
Eto ny teny "fo" dia manondro ireo fisainana sy fihetsem-po. DH: "nampivily ny fanoloran-tenany tamin'i Yaveh"
tahaka ny kirihitra kely
Ny olona izay mahatoky olombelona fa tsy Yaveh dia ho tahaka ny hazo izay sahirana vao maniry eny amin'ny tany tsy mamokatra.
tany karakaina
DH: "ho lasa tsy misy ilàna azy toy ny kirihitra eny an'efitra"