plt_tn/jer/15/15.md

502 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Yaveh i Jeremia.

Tsarovy aho

DH: "tadidio aho" na "saino ny momba ahy"

ireo izay manenjika ahy

"ireo izay mitady hanao ratsy ahy"

Mahari-pery Ianao, nefa aza avela haka ahy izy ireo

DH: "Aza mba mahari-pery amin'izy ireo re ary aza avela ho faty izao aho."

Efa hita ireo teninao

DH: "Efa nandre ny hafatrao aho."

notsakotsakoko ireo

"Azoko ny hafatrao"

mitondra ny anaranao aho

"ny fahafantaran'ny olona ahy dia Anao aho"