16 lines
674 B
Markdown
16 lines
674 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Avy niresaka momban'ireo zavatra izay naminanian'ireo mpaminany sandoka tamin'i Yaveh i Jeremia.
|
|
|
|
# maminany amin'ny anarako
|
|
|
|
Eto ny "anarana" dia midika ho fahefana. DH: "milaza ny fahefako mba ahafahana manao izany faminaniana izany"
|
|
|
|
# tsy hisy sabatra
|
|
|
|
Eto ny "sabatra" dia midika ady. DH: "tsy hisy ady"
|
|
|
|
# handraraka ny faharatsian'izy ireo eo amin'izy ireo Aho
|
|
|
|
Ny toetra ara-moraly tahaka ny faharatsiam-panahy matetika amin'ny teny Hebreo dia resahina toy ny rano. Eto ihany koa ny faharatsiam-panahy dia midika ho fanasaziana mendrika ny olon-dratsy. DH: "hanasazy azy ireo amin'ny fomba mendrika hanasaziana azy ireo Aho".
|