plt_tn/jer/13/22.md

911 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Jeremia Yaveh. Miteny ny zavatra ho lazain'i Jeremia amin'ny mpanjakan'i Joda ny renin'ny mpanjaka Izy.

nampiainga ireo ziponao

DH: "Hampiakatra ny zipon'ny vadinao ireo miaramilan'ny tafika mpanafika". Ho rovitina ny akanjon'ireo vehivavy Jodeana mba ahafahan'ireo miaramila Babyloniana misambotra sy miara mandry amin'izy ireo.

Moa afaka ny hanova ny volon-kodiny ve ny Kosy

DH: "Tsy afaka ny hanova ny volon-kodiny ny vahoakan'i Kosy"

ny leoparda hanova ny pentiny?

DH: "ny leoparda dia tsy afaka manova ny pentiny"

Raha izany, dia ianao tenanao, na dia zatra ny faharatsiana aza, dia afaka manao ny tsara

DH: "sy afaka ny hanao ny tsara ianareo noho ny faharatsiam-panahinareo."

hampiely azy ireny tahaka ny akofa izay levon'ny rivotry ny efitra Aho

Yaveh dia milaza fa hanaparitaka ny olony manerana izao tontolo izao Izy.