plt_tn/jer/08/16.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy ny hafany momban'ny sazy ahazo an'i Joda Yaveh.

Re avy any Dana ny feonfiefon'ireo soavaly lahiny

DH: "ny olona ao Dana dia nandre ny feon'ny tafika fahavalo tonga hanafika an'i Joda."

Mihozongozona ny tany manontolo

DH: "nangovitry ny tahotra ny olona teo amin'ilay tany"

noho ny feon'ny fieron'ireo soavaly matanjaka

"rehefa nandre ny feon'ireo soavaly matanjakin'ny fahavalo

fierona

Feo izay havoakan'ny soavaly

Fa ho avy izy ireo

Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo tafika manafika.

ary hamotika ny tany

"ary handrava ny tany."

Fa indro, handefa bibilava aminareo Ah

Ireo bibilava dia manondro ireo tafika fahavalo. DH: "handefa ireo miaramila fahavalo hiady aminareo Aho."

menarana izay tsy ho azonareo tambatambazana

DH: "vipera izay tsy azonareo roasina amin'ny ody."

vipera

karazana bibilava izay mamoka poizina sy manana vangy lava

Hanaikitra anareo ireo

DH: "hanafika anareo ireo" na "hamotika anareo ireo."

izany no fanambaran'i Yaveh.

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.