plt_tn/jer/08/01.md

56 lines
1.3 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Avy niteny ny vahoakan'i Joda izay hiranga amin'ilay tany i Jeremia.
# Amin'izany fotoana izany
Amin'ny fotoana izay hisehoan'ireo tranga tao amin'ny 7:31 7:33.
# izao no fanambaran'Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# ho entin'izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo olona izay hamotika an'i Jerosalema.
# ireo manam-pahefany
"ireo andrian-dahin'i Joda"
# ho aparitak'izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo taolam-balon'ireo olon'i Joda.
# eny amin'ny lanitra izay narahin'izy ireo sy notompoiny
"ireo zavatra eny amin'ny lanitra izay tiany sy tompon'izy ireo." Ny teny "izy ireo" eto dia manondro an'ireo vahoakan'i Joda.
# nofotopotorina
"ary izay nangatahin'izy ireo"
# Tsy hangonina ireo taolana ary tsy halevina intsony
DH: "Tsy misy hanangona ny taolam-balon'izy ireo ary andevona azy ireo."
# Ho tahaka ny zezika ... izy ireo
Yaveh dia mampiseho ny hatonga azy ireo ho lasa tsy misy dikany.
# tahaka ny zezika
"toy ny tay"
# eny amin'ny velaran-tany
"manerana ny tany rehetra eny"
# izay nitondrako azy ireo
Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ny vahoakan'i Joda.
# hifidy ny fahafatesana izy ireo fa tsy ny miaina, ny rehetra mbola velona amin'ity firenena ratsy ity
"ireo izay mbola tavela amin'ity fianakaviana ratsy ity dia haniry ny ho faty fa tsy ho velona"