plt_tn/jer/06/20.md

36 lines
907 B
Markdown

# Midika inona ho Ahy ny fiakaran'ny ditin-kazo manitra avy any Seba? Na ireo fofona malefaka avy any amin'ny tany lavitra?
DH: "izao dia tsy mila ny ditin-kazo manitra avy any Seba na ny hanitra mameroveron'ny diloilo avy an-tany lavitra."
# hanitra mamerovero
Io dia hanitra malefaka nampiasaina hiderana an'Andriamanitra tao an-tempoly.
# Tsy azoko ekena
"Tsy ankasitrahiko" na "Tsy nahafaly Ahy"
# Indro
Ny teny "indro" eto dia mitondra fanamafisana izay manaraka eto. DH: "Eny tokoa"
# Indro, hametraka sakana amin'ity vahoaka ity Aho
"Hametraka vato sakana eo anolohan'ireo olona ireo Aho." Nanoritsoritra ireo hasarotan'ny homeny ireo oloaveh dia
# "vato sakana"
Fahasarotana
# eo amin'izany
"eo ambonin'izy ireo"
# miaraka ao ireo ray sy ireo zanaka lahy
DH: "hiara tafintohina ireo ray sy ireo zanaka lahy."
# ireo mponina sy ireo mpiara-belona
"ireo mpiara-belona sy ireo namany"