plt_tn/jer/05/18.md

20 lines
519 B
Markdown

# tamintamin'ireo andro ireo aza
Ny andian-teny "ireo andro ireo" dia manondro ny fotoana hiavian'ilay tanàna lavitra hanafika ny vahoakan'Israely.
# izao no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# tsy manan-kevitry ny hamotika
"tsy hamotika"
# ireny zavatra rehetra ireny
Nandefa miaramila vahiny hanafika an'Israely Yaveh.
# nanompoanareo andriamanitra vahiny
Misy dikan-teny maro no mandika hoe: "nanompoanareo andriamanitra vahiny " saingy eto dia midera azy ireo ny dikany.