plt_tn/jer/05/04.md

657 B

Ka hoy aho

Miteny i Jeremia.

Kanefa niara-nandrava ny ziogany izy rehetra; nanapaka ny rojo vy izay namatotra azy ireo tamin'Andriamanitra izy rehetra.

Ny zioga sy ny rojo vy dia misolo-tena ny didy izay mamatotra anAndriamanitra sy ny vahoakany.

Noho izany dia hisy liona ... amboadia ... Hisy leoparda

Ireo dia biby masika izay afaka mamono olona. Ireo azo andikana azy 1) " ho avy ny bibidia ary hamono olona" na 2) "misy tafikin'ny fahavalo ho avy ary hamono olona"

kirihiny

karazana bozaka izay miara-maniry eo akaiky eo.

Amboadia

Alika masiaka mampidi-doza

leoparda

saka vaventy mampidi-doza

Tsy misy fetra

Tsy tambo isaina