plt_tn/jer/04/30.md

571 B

miakanjo jaky aza ianao ... firavaka ... masonao amin'ny loko

"manao fiakanjon'ny mpivarotena ianao"

mihaingo

"mandravaka" na "manampy zavatra izay mahasarika na lafo kokoa"

ireo lehilahy izay nitsiriritra anao dia efa nandà anao izao

Io dia manamafy fa ireo firenena hafa izay niankinan'Israely amin'ny harena sy fandraharana dia handà azy ireo rehefa mahita ny fitsaran'Andriamanitra izy ireo.

fahoriana tahaka ny amin'ny fahaterahan

"fahoriana toy ny fanaitainana sy fijalian'ny vehivavy miteraka"

Ketraka ... aho

"vizakin'ny alahelo ny fiainako"