plt_tn/jer/04/23.md

351 B

Hitako ilay tany. Indro!

Io dia fanasana an'i Jeremia hijery ny fahitana omen'Andriamanitra azy.

Tsy nisy endriny sady foana izany

Io fahitana io dia faminaniana izay mety ho endrin'ny tanin'Israely aorian'ny fambaboana ny vahoakan'Israely.

Indro

Ny teny "Indro" dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ny vaovao tsy ampoizina manaraka eo.