plt_tn/jer/04/11.md

736 B

ho lazaina

"Yaveh dia hilaza"

Hisy rivotra ... Hisy rivotra maahery lavitra

Ho avy ny fahavalo masiaka sy mamindra-fo.

zanaka vavin'ny oloko

Ny firenena dia nampitahaina tamin'ny vehivavy ampakarina miavaka amin'ny fomba feno fitiavana.

Tsy hikororoka na hanadio azy ireo izany

Ny teny "hikororoka" sy "hanadio" dia samy midika fanalana ny ratsy ary famelana ny tsara. DH: "tsy hanala ny otan'izy ireo izany."

Hisy rivotra ... ho avy amin'ny fibaikoako

Eto ny "fibaikoako" dia manondro ny fihetsi'Andriamanitra mandidy ny rivotra mba ho avy.

amin'ny fibaikoako

Io dia fomba fiteny Hebreo izay nadikan'ny dikan-teny vaovao sasany hoe "ho Ahy" na "avy Amiko."

hanome sazy azy ireo

"hanambara ny sazin'izy ireo"