plt_tn/jer/04/04.md

1.0 KiB

Forao ho an'i Yaveh ny tenanareo ary esory ny hoditra manarona ny fonareo

Yaveh dia mamaritra ny fanoloran-tenan'ny olona Aminy amin'ny fanekena ny famantarana ara-batana. DH: "Atolory ho an'i Yaveh manontolo ny tenanao."

Forao ... esory ny hoditra manarona ny fonareo

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ireo no miaraka dia hanamafisana ilay didy.

hivoaka toy ny afo ny fahatezerako

Ny hatezeran'i Yaveh dia tahaka ny afo izay maninba ny zava-drhetra. DH: "Ireo zavatra izay ho ataoko satria tezitra Aho dia ho tahaka ny afo."

Tantero any Joda ary aoka izany ho re ao Jerosalema

Ireo fehezanteny ireo dia mitovy ny heviny. Ireo no nampiarahana dia hanamafisana ilay didy.

aoka izany ho re ao Jerosalema

DH: "ataovy mandre izany ny vahoaka ao Jerosalema"

loza ... fandrodanana lehibe

Ireo teny ireo dia mitovy ny heviny. Ny andian-teny "fandrodanana lehibe" dia mamaritra izay ho fisehon'"ilay loza".

avy any avaratra

Io dia manondro ireo tafika fahavalo izay tonga avy any avaratra.