plt_tn/jer/02/23.md

910 B

nanaraka an'i

"nanompo an'i ..."

Jereo izay nataonao tao amin'ireo lohasaha! Diniho izay vitanao—rameva vavy haingam-pandeha mihazakazaka etsy sy eroa ianao

DH: "Tokony handinika ireo zavatra efa vitanao teny amin'ireo lohasaha ivelan'i Jerosalema ianao. Miazakazaka mivezivezy etsy sy eroa manenjika izato sy izato toy ny rameva tanora izay tsy mahalala izay andehanany ianao."

ampondra dia zatra tany an'efitra, izay manimbolo ny rivotra! Iza no afaka manajanona ny faniriany? Amin'ny fotoana fahatairana dia tsy misy lahy mila manaraka azy; fa hahita azy ho azy izy ireo.

DH: "Ianao dia tahaka ampondra vavy miaina any an'efitra. Rehefa taitra izy dia tsy mahafehy ny tenany ary mifoaka tsio-drivotra foana mitady lahy. Tsy mila mitady azy akory ireo ampondra lahy satria izy no hanatona azy ireo."

mangetaheta

mitady rano

ireo vahiny

olona izay mbola tsy nihaona tamintsika tany aloha