plt_tn/jer/01/01.md

36 lines
821 B
Markdown

# Hilkia ... Amona
anaran-dehilahy
# Anatota
anaran-tanàna
# Tonga taminy ny tenin'i Yaveh
Io dia fomba fiteny izay nampiasaina ampidirana zavatra izay nolazain'Andriamanitra tamin'ny mpaminaniny na ny vahoakany. DH: "niteny izao hafatra izao Yaveh" na "niteny ireo teny ireo Yaveh"
# Yaveh
Izany no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikan-teny momban'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany.
# Tonga taminy
"Tonga tamin'i Jeremia"
# nanjakany
"nanjakan'i Jeremia"
# Tonga ihany koa izany
"Ny tenin'i Yaveh dia tonga ihany koa"
# ny volana fahadimy
Izany dia ny volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny faran'ny volana Jolay hatramin'ny fiandohan'ny volana Aogositra.
# an'i Zedekia
"nanjakan'i Zedekia"