plt_tn/jdg/21/22.md

678 B

Anehoy famindram-po izahay!

Ny anarana hoe "famindram-po" dia azo adika toy izao. DH: "Aoka mba ho tsara fanahy aminay sy amin'ireo lehilahin'i Benjamina"

satria tsy mba nahazo vady ho an'ny lehilahy tsirairay nandritra ny ady izahay

Ny dika fenon'izany fehezanteny izany dia azo atao tahaka izao. DH: "satria tsy mba nahazo vady ho an'ny lehilahy tsirairay nandritra ny ady tamin'i Jabesa Gileada izahay"

Tsy manan-tsiny ianareo ... nomenareo azy ireo ny zanakareo vavy."

Ireo lehilahiN'i Silo no tiana lazaina. Tsy tan-tsitra-po no nanomezan'izy ireo ny zanany vavy an'ireo Benjamita, na dia izany aza dia tsy nandrava ny fifanekeny ny tsy nanaovan'izy ireo izany.