plt_tn/jdg/21/20.md

448 B

misambora vady avy amin'ireo zazavavy avy any Silo ny tsirairay avy aminareo... miverena any amin'ny tanin'i Benjamina.

Mazava izany fa haka ireo vahivavy ireo hiverina any amin'ny taniny miaraka aminy ireo Benjamita. Ny dika fenon'izany fehezanteny izany dia azo atao tahaka izao. DH: "makà vehivavin'i Silo iray ny tsirairay avy aminareo, ary avy eo dia ento miverina miaraka aminareo any amin'ny tanin'i Benjamina izy mba ho lasa vadinareo"