plt_tn/jdg/21/06.md

814 B

Benjamina rahalahin'izy ireo

Eto ny hoe "Benjamina rahalahin'izy ireo" dia ilazana ireo taranak'i Benjamina sisa velona. DH: "ireo Benjamita sisa velona"

Voafongotra tsy ho eo amin'ny Israely ny foko iray

Ny faharavan'ny fokon'i Benjamina dia resahina toy ny hoe nokapaina tam'ny antsy niala tamin'Israely. D.H: "nesorina ny foko iray." Izany dia fanitaran-kevitra satria mbola nisy lehilahy 600 tavela. Na dia izany aza, novonoina ihany koa ireo vehivavy Benjamita, noho izany dia nampametra-panontaniana ny hoavin'ny foko.

Iza no hanome vady ireo sisa tavela, satria efa nanao fampanantenana tamin'i Yaveh isika fa tsy hamela azy ireo hanambady ireo zanantsika vavy?

Te hanome vady ireo Benjamita sisa tsy maty ireo Israelita, nefa mandrara azy ireo mba tsy hanao izany ny fampanantenany tany Mizpa.