plt_tn/jdg/20/43.md

16 lines
325 B
Markdown

# Noaha
Anaran-tanàna izany.
# ary nanosiosy azy ireo
Ny fahatanterahan'ny faharavanan'i Benjamina dia resahina toy ny hoe nitsakitsahin'ireo Israelita ny vatan'izy ireo. DH: "nopotehin'izy ireo tanteraka izy ireo"
# Valo arivo sy iray alina
"18.000"
# lehilahy niavaka tamin'ny ady
"niatrika ny ady tamin-kerim-po''