plt_tn/jdg/20/31.md

477 B

niady tamin'ireo vahoaka

Azo azavaina amin'ny fomba hafa ny dika fenon'izany andian-teny izany. DH: "niady tamin'ny vahoakan'Israely"

voaroaka niala ny tanàna izy ireo

Azo adika tahaka izao izany. DH: "noroasin'ny vahoakan'Israely niala ny tanàna izy ireo"

Nanomboka namono ny sasany tamin'ireo vahoaka izy ireo

Azo azavaina amin'ny fomba hafa ny dika fenon'izany andian-teny izany. DH: "nanomboka namono ny sasany tamin'ireo olon'Israely ny vahoakan'i Benjamina"