plt_tn/jdg/20/22.md

455 B

nampahery azy ireo

Eto ny hoe "nampahery" dia fomba fiteny izay midika fa nifankahery izy ireo.

namorona filaharana

Midika izany fa nanomana ny filaharan'ady ho an'ny fifanandrinana manaraka ny Israelita. DH: "efa vonona hiady izy ireo amin'ny andro manaraka" (UDB)

nitady lalana tamin'Yaveh izy ireo

Tsy nipetrapetraka tsara ny paik'ady nampiharin'izy ireo. Mety hoe niloka fatratra ilay mpisorona mba hahafantarana ny sitrapon'Andriamanitra.