plt_tn/jdg/20/19.md

8 lines
299 B
Markdown

# namindra ny tobiny akaikin'i Gibea
Mampametra-panontanina ihany ny hevitry fehezanteny hebreo. Ankoatra ny hoe nametraka ny tobiny akaikik'i Gibea izy ireo, dia afaka adika ihany koa izany hoe nivoaka ny tafika ary nijoro nivonona hiady teny am-pitan'i Gibea.
# roa arivo sy roa alina
"22.000"