plt_tn/jdg/20/05.md

474 B

faharatsiana sy fanafintohinana

Ny teny hoe ''fanafintohinana" dia manoritsoritra ny hoe "faharatsiana." DH: "faharatsiana manafintohina"

Ankehitriny

Izany teny izany dia ampiasaina mba hampidirana ny famintinan-daha-tenin'ilay Levita.

omeo ny hevitrareo ka manoroa hevitra etoana

Ny teny hoe "hevitra-" sy "manoroa hevitra" dia mitovy hevitra ary naverina mba hisongadina. Azo atambatra izany. DH: "manapaha hevitra ny amin'izay tokony hataonay mikasika izany"