plt_tn/jdg/20/03.md

12 lines
352 B
Markdown

# Ary
Eto dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotrin'ny tantara izany teny izany. Eto dia milaza fampahafantarana fototra mikasika izay fantatry ny vahoakan'Israely ny mpanoratra.
# niakatra tany Mizpa
Mizpa dia eny amin'ny toerana avo eny an-tendrombohitra.
# handany ny alina
"Mandritra ny alina" na "hijanona mandritra ny iray alina"