plt_tn/jdg/19/24.md

579 B

Indro

Izany teny izany izany dia ampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona. DH: ''Enoy"

tsy nihaino azy ireo lehilahy

Eto ny mpanoratra dia miresaka ny hoe "manaiky" toy ny hoe "mihaino." DH: "tsy nanaiky ny heviny ireo lehilahy"

nosamborin'ilay lehilahy ny vaditsindranony

Misy fifangaroana eo amin'ny lehilahy izay nanao izany. DH: "nosamborin'ilay Levita ny vaditsindranony"

Rehefa nangiran-dratsy

"Rehefa nipotsaka ny masoandro" or "vantany ao nazava"

-pahazava (mazava)

Ilazana ny maraina izany rehefa mazava ny any ivelany. DH: "nibaliaka ny masoandro"