plt_tn/jdg/18/19.md

8 lines
583 B
Markdown

# Tsara kokoa ho anao ve ny ho mpisorona ho an'ny tranon'ny lehilahy iray, sa ho mpisorona ho an'ny foko iray sy fianakaviam-be iray ao Israely?
Nametraka izany fanontaniana fampisainana izany izy ireo mba hilazana fa marina izany.Azo avadika ho fehezanteny tsotra ihany koa izany fanontaniana izany. DH: ''Tsara kokoa ho anao ny ho mpisorona ho an'y foko sy ny fianakaviam-be ao Israely noho ny ho mpisorona ho an'ny tranon'ny lehilahy iray."
# Faly ny fon'ilay mpisorona
Eto ny ''fo'' dia ilazana ilay mpisorona mba hanasongadinana ny fihetseham-pony. DH: "Faly ilay mpisorona"