plt_tn/jdg/18/13.md

753 B

Laisy

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 18:7 izany anarana tanàn-dehibe izany.

ato amin'ireto trano ireto dia misy efoda, ... sarin-javatra voasokitra? Koa manapaha hevitra ... ho ataonareo

Nametraka izany fanontaniana izany ireo olona dimy mba hamporisiana ireo lehilahy fa tokony hangalatra ireo sampy izy ireo. Azo avadika ho fehezanteny tsotra izany ary ao anaty fonon-teny ny andinindininy manazava misimisy kokoa. D.H: "ato amin'ireto trano ireto dia ahitana efoda, ... sarin-javatra voasokitra. (Nanome soso-kevitra ireo lehilahy izy ireo mba hangalatra ireo zavatra ireo.) Koa manapaha hevitra ... ho ataonareo

ato amin'ireto trano ireto dia misy

"ato amin'ny iray amin'ireto trano ireo dia" na "amin'ireto trano ireto no''