plt_tn/jdg/16/30.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown

# Naninjitra ny heriny izy
Tamin'ny naninjitra ny sandriny izy dia nanosika ireo andrin'ny trano lehibe. DH: "Nampiasa ny tanjany izy mba hanosehana ireo andry" na "Nampiasa ny tanjany izy mba hampirodana ireo andry"
# ny maty
Izany dia ilazana ireo olona maty. DH: "ny vahoaka maty"
# dia mihoatra noho
"tsy tambo isaina"
# ireo ankohonan-drainy rehetra
Eto ny teny hoe "ankohonana" dia ilazana ireo havany. DH: "ireo havan-drainy rehetra"
# nidina
Ny teny hoe "nidina" dia ampiasaina eto satria ny toerana izay avy nandehanan'ireo havan'i Samsona dia avo noho i Gaza.
# Zora ... Estaola
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:1 sy 13:24 ny anaran'ireo toerana ireo.
# tany amin'ny toeram-pandevenana an'i Manoa, rainy
"izay nandevenana an"i Manoa, rainy"
# Manoa
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:1 izany anaran-dehilahy izany.
# Nitsara an'i Israely nandritra ny roapolo taona i Samsona
Ao amin'ny 15:19 ihany koa izany fehezanteny izany. Naverina izany eto mba hampatsiahivana ny mpamaky ny fotoana nitsaran'i Samsona. DH: '"Nitsara an'i Israely nandritra ny roapolo taona i Samsona talohan'nh nahafetasany"
# roapolo taona
"20 taona"