plt_tn/jdg/16/27.md

441 B

Ary

Eto dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny tantara izany teny izany mandritra ny filazan'ny mpanoratra ny fampahafantarana fototra ny.

telo arivo teo ho eo ny lehilahy sy vehivavy

"3.000 teo ho eo ny lehilahy sy vehivavy"

nijery

"nitazana"

Samsona nampiala voly azy ireo

Tsy mazava ny zavatra nataon'i Samsona mba hampiala voly azy ireo. Mety nampanao zavatra manala baraka azy ireo Filistina mba hampifaly azy ireo.