plt_tn/jdg/16/06.md

12 lines
444 B
Markdown

# mamatotra anao, ka ho voafehy ianao
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "mamatotra anao mba hifehezana anao"
# tady vaovao
Matetika ny tady dia vita avy amin'ny faritry ny biby, indrindra eo amin'ny faritry ny hoza-pe. Ny andian-teny hoe "tady vaovao" dia ilazana izay avy amin'ny biby voavono vao aingana tsy mbola maina.
# izay tsy mbola namainina
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "izay mbola tsy maina"