plt_tn/jdg/15/15.md

442 B

valanoran-... vaovao

Izany dia midika fa maty vao aingana ilay ampondra ary tsy mbola simba ny taolany. Ny valanorana dia ilay taolana ambany misy ny foto-nify.

arivo lahy

"1.000 lahy"

valanoranon'ampondra

"valanoranon'ampondra"

isan'antontany avy

Izany andian-teny izany dia manoritsoritra ny hamaron'ireo olona novonoin'i Samsona. Ampy navangongo ireo fatin'olona maro be. DH: "nahavita nanangona fatin'olona mivangongo aho"