plt_tn/jdg/15/14.md

805 B

Rehefa tonga ... izy

Tsy nandeha irery i Samsona, nentin'ireo lehilahy izay namatotra azy tamin'ny tady izy. DH: ''Rehefa tonga ... izy ireo"

Lehy

Anarana tanan-dehibe ao Joda izany. Jereo ao amin'ny 15:9 ny nandikanao izany.

Tonga taminy tamin-kery

Ny hoe "tonga tami-(ny)" dia midika fa nitarika an'i Samsona ny Fanahin'i Yaveh. DH: "nampatanjaka an'i Samsona"

Ireo tady teo amin'ny sandriny dia tonga tahaka ny lamba rongony may

Notapahin'i Samsona mora foana ireo tady teo amin'ny tanany. Ny mpanoratra dia namariparitra ny fomba nanapahany mora foana ireo tady tamin'ny filazana fa tonga tahaka ny lamba rongony may ireo. DH: "Notapahany mora foana tahaka manapaka lamba rongony may ireo tady teo amin'ny tanany" (UDB)

lamba rongony

kofehy avy amin'ny rongony fanamboarana akanjo.