plt_tn/jdg/14/01.md

12 lines
719 B
Markdown

# Nidina tany Timna i Samsona
Eto ny teny hoe "nidina" dia ampiasaina satria Timna dia eny amin'ny toerana iva kokoa noho ny fonenan'ireo Ray aman-dreniny. Timna dia anaran-tanàna any amin'ny Saha Soreka.
# iray amin'ireo zanaka vavin'ireo Filistina
Ny teny hoe "zanaka vavy" dia fomba mihaja ilazana ny zatovo, ny vehivavy mbola tsy manambady. DH: "iray amin'ireo vehivavin'ny vahoakan'ny Filistina" na "vehivavy Filistina iray"
# Ary alaivo mba ho vadiko izy
Izany dia fomba fiteny. Nangataka tamin'ireo Ray aman-dreniny i Samsona mba hiresaka amin'ireo Ray aman-drenin'ilay vehivavy Filisitna mikasika ny fanambadiana. DH: "Ataovy izay hahalasa azy ho vadiko" na "Ataovy ny fifanarahana mba hanambadiako azy!"