plt_tn/jdg/13/23.md

290 B

Tsy tokony nampiseho antsika ireny zavatra rehetra ireny Izy, na namela antsika handre zavatra toy izany amin'izao fotoana izao

Naverin'i Manoa indroa izany teny izany mba hisongadina. Azo atao fehezanyeny izay ihany koa izany. DH: "Tsy tokony niteny antsika izay tiany hataontsika Izy"