plt_tn/jdg/13/19.md

777 B

niaraka tamin'ny fanatitra hohanina

Ny lalàna dia mitaky fa ny fanatitra dorana izay atao dia arahina fanolorana fanatitra hohanina. DH: "miaraka amin'ny fanatitra hohanina miaraka amin'izany'' na "miaraka amin'ny fanatitra hohanina ampiaharahana amin'izany"

eo ambony vatolampy

"eo ambony alitara." Ny alitara nanaovan'i Manoa ny fanatitra dia vatolampy.

Nanao zava- ... izy

"Nanao zava- ... ilay anjely"

niakatra tao anatin'ny lela afon'ny alitara ilay anjelin'i Yaveh

"Niverina niakatra tany an-danitra tamin'y alalan'ilay lela afo teo amin'ny alitara ilay anjelin'i Yaveh''

nampiakohoka ny tavan'izy ireo tamin'ny tany

"miankohoka amin'ny tava eo amin'ny tany." Izany dia mari-panajana sy fanomezam-boninahitra, ary koa fanehoana ny tahotra an'i Yaveh.