plt_tn/jdg/12/08.md

638 B

Ibzana avy ao Betlehema

Izany dia anarana lehilahy iray avy ao Betlehema.

Nahafoy zanaka vavy telo-polo hampakarina izy

Eto ny hoe "Nahafoy... hampakarina" dia fomba fiteny izay midika hoe "navelany hanambady ireo zanany vavy." DH: "Nanana zanaka vavy telopolo izy ary samy notolorana vady izy ireo"

nitondra ireo zanaka vavy telopolon'ny lehilahy hafa avy any ivelany ho an'ny zanany lahy izy

Ny fomba fiteny hoe "nitondra azy ireo avy any ivelany" dia midika fa nanana vehivavy avy any amin'ny foko hafa ho vadin'ireo zanany izy. DH:"Nanolotra zanaka vavy telopolon'ny lehilahy hafa avy any ivelany ho an'ny zanany lahy izy"