plt_tn/jdg/12/01.md

717 B

Nisy antso tonga ho an'ireo lehilahin'i Efraima

Eto ny hoe "antso" dia zo ovaina ho matoanenty. DH: "Niaraka nantsoina ireo lehilahin'i Efraima" na "Niaraka nantsoin'ireo lehilahin'i Efraima ireo miaramilany''

Zafona

Anaran-tanàna izany.

namakivaky... nandeha

na "nandeha namakivaky ... nandeha" na "nandalo an'i ... nandeha"

Hodoranay ianao sy ny tranonao

Izany fomba fiteny izany dia midika hoe mandoro ny trano sy ireo olona ao anatiny. DH: "Hodoranay ny tranonao raha ianao mbola ao anatiny iny"

Tamin'ny niantso anareo aho

Eto ny teny hoe "anareo'' dia manondro ny vahoakan'i Efraima.

tsy namonjy ahy

Eto i Jeftana dia manondro ny vahoakan'i Gileada ho izy ihany. DH: "tsy namonjy anay."